Ary nony tonga tany izy, dia nonina tao amin’ny tanàna atao hoe Nazareta, mba ho tanteraka ilay tenin’ny mpaminany hoe: «Fa hatao hoe Nazareanina izy.»
Matio 26:71 - Baiboly Katolika Dia nankeo am-bavahady izy, ndeha hitsoaka, fa hitan’ny ankizy vavy anankiray hafa koa, ka nolazainy tamin’ny olona teo hoe: «Ity koa naman’i Jesoa Nazareanina»; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nony niala ho eo am-bavahady izy dia nahita azy koa ny ankizivavy iray hafa ka nilaza tamin’izay teo hoe: Ity koa niaraka tamin’ilay Jesosy avy any Nazareta. DIEM PROTESTANTA Dia lasa nankeo am-bavahady i Petera; kanjo nisy vehivavy mpiasa anankiray hafa nahatazana azy ary niteny tamin’izay teo hoe: –Io rangahy io koa niaraka tamin’i Jesoa, Ilay avy any Nazareta. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia lasa nankeo am-bavahady i Petera; kanjo nisy vehivavy mpiasa anankiray hafa nahatazana azy ary niteny tamin’izay teo hoe: –Io rangahy io koa niaraka tamin’i Jesoa, Ilay avy any Nazareta. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nony niala ho eo am-bavahady izy, dia nahita azy ny ankizivavy anankiray koa ka nilaza tamin’izay teo hoe: Ity koa nomba an’i Jesosy avy any Nazareta. Malagasy Bible Ary nony niala ho eo am-bavahady izy, dia nahita azy ny ankizivavy anankiray koa ka nilaza tamin'izay teo hoe: Ity koa nomba an'i Jesosy avy any Nazareta. La Bible en Malgache Ary nony niala ho eo am-bavahady izy dia nahita azy koa ny ankizivavy iray hafa ka nilaza tamin’izay teo hoe: Ity koa niaraka tamin’ilay Jesosy avy any Nazareta. |
Ary nony tonga tany izy, dia nonina tao amin’ny tanàna atao hoe Nazareta, mba ho tanteraka ilay tenin’ny mpaminany hoe: «Fa hatao hoe Nazareanina izy.»
fa nandà fanindroany indray izy sady nianiana nanao hoe: «Tsy fantatro izany lehilahy izany.»
Nony afaka kelikely dia nisy lehilahy anankiray koa nahita azy ka nanao hoe: «Ianao koa lahy naman’irony olona irony.» Fa hoy i Piera: «Ry sakaiza, tsy namany akory aho.»