Efa nomen-dreniny hevitra rahateo razazavavy, ka hoy izy hoe: «Omeo ahy eto amin’ny lovia ny lohan’i Joany Batista.»
Matio 23:25 - Baiboly Katolika Mila loza ianareo, ry mpanora-dalàna sy Farisianina mpihatsaravelatsihy, fa ny vohon’ny kapoaka sy ny lovia diovinareo, nefa ny ao anatiny feno halatra sy tsy fahononana. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Lozanareo, mpanoradalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! Fa diovinareo ny ivelan’ny kapoaka sy ny lovia nefa ny ao anatiny dia feno fandrobana sy tsy fahononana. DIEM PROTESTANTA Mampalahelo ianareo, ry mpahay lalàna sy Farisianina mpihatsaravelatsihy! Fa diovinareo ny vohon’ny kaopy sy ny lovia, nefa ny ao anatiny dia feno ireo vokatry ny halatrareo sy ny tsy fahalalanareo onona. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Mampalahelo ianareo, ry mpahay lalàna sy Farisianina mpihatsaravelatsihy! Fa diovinareo ny vohon’ny kaopy sy ny lovia, nefa ny ao anatiny dia feno ireo vokatry ny halatrareo sy ny tsy fahalalanareo onona. Baiboly Protestanta Malagasy Lozanareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! fa diovinareo ny vohon’ny kapoaka sy ny lovia, nefa ny ao anatiny dia feno rombaka sy tsi-fahononana. Malagasy Bible Lozanareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! fa diovinareo ny vohon'ny kapoaka sy ny lovia, nefa ny ao anatiny dia feno rombaka sy tsi-fahononana. La Bible en Malgache Lozanareo, mpanoradalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! Fa diovinareo ny ivelan’ny kapoaka sy ny lovia nefa ny ao anatiny dia feno fandrobana sy tsy fahononana. |
Efa nomen-dreniny hevitra rahateo razazavavy, ka hoy izy hoe: «Omeo ahy eto amin’ny lovia ny lohan’i Joany Batista.»
na dia tao amin’ny fomban’Andriamanitra aza Izy, dia tsy nihevitra ny fitoviany saranga amin’Andriamanitra ho zavatra nobaboiny,