Ary nanao fanoharana hafa taminy koa Izy, nanao hoe: Ny fanjakan’ny lanitra dia mitovy amin’ny lehilahy izay namafy voa tsara tamin’ny taniny;
Matio 22:2 - Baiboly Katolika «Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny andriamanjaka anankiray izay nanao fanasana tamin’ny fampakaram-badin’ny zanany lahy, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny mpanjaka iray izay nanao fanasana noho ny amin’ny fampakaram-badin’ny zanany lahy. DIEM PROTESTANTA –Ny Fanjakàn’ny lanitra dia tahaka ity mpanjaka nanao fanasambe noho ny fampakaram-badin’ny zanany lahy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara –Ny Fanjakàn’ny lanitra dia tahaka ity mpanjaka nanao fanasambe noho ny fampakaram-badin’ny zanany lahy. Baiboly Protestanta Malagasy Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny mpanjaka, izay nanao fanasana fampakaram-bady ho an’ny zanani-lahy. Malagasy Bible Ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny mpanjaka, izay nanao fanasana fampakaram-bady ho an'ny zananilahy. La Bible en Malgache Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny mpanjaka iray izay nanao fanasana noho ny amin’ny fampakaram-badin’ny zanany lahy. |
Ary nanao fanoharana hafa taminy koa Izy, nanao hoe: Ny fanjakan’ny lanitra dia mitovy amin’ny lehilahy izay namafy voa tsara tamin’ny taniny;
Manaova toy ny olona izay miandry ny fotoana hiverenan’ny tompony avy any amin’ny fampakaram-bady, mba hamoha azy miaraka amin’izay raha vantany vao tonga sy mandondòna izy.
Manana fahasaro-piaron’Andriamanitra ny aminareo aho, satria natolotro ho fofom-badin’ny Lehilahy anankiray ianareo, dia i Kristy, mba hanolorako anareo aminy toy ny virjiny madio.
Dia ataovy araka izay didim-pitsarana hatorony anao, any amin’ny fitoerana nofidin’i Iaveh, ary tandremo mba hifanaraka tsara amin’izay hampianariny no hataonao.