Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 22:2 - DIEM PROTESTANTA

2 –Ny Fanjakàn’ny lanitra dia tahaka ity mpanjaka nanao fanasambe noho ny fampakaram-badin’ny zanany lahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny mpanjaka iray izay nanao fanasana noho ny amin’ny fampakaram-badin’ny zanany lahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 –Ny Fanjakàn’ny lanitra dia tahaka ity mpanjaka nanao fanasambe noho ny fampakaram-badin’ny zanany lahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

2 «Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny andriamanjaka anankiray izay nanao fanasana tamin’ny fampakaram-badin’ny zanany lahy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny mpanjaka, izay nanao fanasana fampakaram-bady ho an’ny zanani-lahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny mpanjaka, izay nanao fanasana fampakaram-bady ho an'ny zananilahy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

2 Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny mpanjaka iray izay nanao fanasana noho ny amin’ny fampakaram-badin’ny zanany lahy.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 22:2
15 Rohy Ifampitohizana  

Ary nanolotra fanoharana hafa tamin’ny vahoaka i Jesoa ka nanao hoe: –Ny Fanjakàn’ny lanitra dia tahaka ny amin’ity lehilahy namafy voa tsara tamin’ny tanimbariny.


Dia nampiasa fanoharana tamin-dry zareo indray i Jesoa ka niteny hoe:


Manaova toy ny mpanompo miandry izay hiverenan’ny tompony avy any amin’ny fanasana; raha vao tonga sy mandondòna izy, dia vohain’ny mpanompony miaraka amin’izay.


Nasaina ho amin’io fampakaram-bady io koa i Jesoa mbamin’ny mpianany.


Saro-piaro momba anareo aho, ary fahasaro-piaro avy amin’Andriamanitra izany; satria ianareo dia toy ny virijiny madio atolotra ho fofombadin’ny lehilahy anankiray, dia i Kristy.


Ary hampiharinareo io didim-pitsarana hambara aminareo eo amin’ny toerana izay hofidin’ny TOMPO io ka himasoanareo ny hanao araka izay rehetra hatorony anareo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra