«Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny andriamanjaka anankiray izay nanao fanasana tamin’ny fampakaram-badin’ny zanany lahy,
Matio 22:1 - Baiboly Katolika Dia niteny indray i Jesoa nanao fanoharana tamin’ireo hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary Jesosy mbola niteny taminy tamin’ny fanoharana hafa hoe: DIEM PROTESTANTA Dia nampiasa fanoharana tamin-dry zareo indray i Jesoa ka niteny hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nampiasa fanoharana tamin-dry zareo indray i Jesoa ka niteny hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Ary Jesosy namaly, dia nilaza fanoharana taminy indray ka nanao hoe: Malagasy Bible Ary Jesosy namaly, dia nilaza fanoharana taminy indray ka nanao hoe: La Bible en Malgache Ary Jesosy mbola niteny taminy tamin’ny fanoharana hafa hoe: |
«Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny andriamanjaka anankiray izay nanao fanasana tamin’ny fampakaram-badin’ny zanany lahy,
Fa hoy Izy taminy: «Nisy lehilahy anankiray nanao fanasana lehibe ka nanasa olona maro.
ka izao no navaliny azy: «Ianareo no nomena ny hahalala ny zava-miafina amin’ny fanjakan’Andriamanitra, fa ny hafa kosa dia fanoharana no atao aminy, mba hijery izy fa tsy hahita, ary handre fa tsy hahafantatra.»