Matio 21:46 - Baiboly Katolika46 ka nitady hisambotra Azy; saingy natahotra ny vahoaka izay nanao Azy ho mpaminany izy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201146 Dia nitady hisambotra Azy izy ireo, saingy natahotra ny vahoaka satria neken’ny vahoaka ho mpaminany Jesosy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA46 Ary nitady hisambotra Azy ry zareo, saingy natahotra ny vahoaka izay nankatò an’i Jesoa ho mpaminanin’Andriamanitra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara46 Ary nitady hisambotra Azy ry zareo, saingy natahotra ny vahoaka izay nankatò an’i Jesoa ho mpaminanin’Andriamanitra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy46 Dia nitady hisambotra Azy izy, saingy natahotra ny vahoaka, satria nataon’ny vahoaka ho mpaminany Jesosy. Jereo ny tokoMalagasy Bible46 Dia nitady hisambotra Azy izy, saingy natahotra ny vahoaka, satria nataon'ny vahoaka ho mpaminany Jesosy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache46 Dia nitady hisambotra Azy izy ireo, saingy natahotra ny vahoaka satria neken’ny vahoaka ho mpaminany Jesosy. Jereo ny toko |