Ary izao koa no lazaiko aminareo: Moramora kokoa ny hidiran’ny rameva amin’ny vody fanjaitra noho ny hidiran’ny mpanankarena amin’ny fanjakan’ny lanitra.»
Matio 19:25 - Baiboly Katolika Gaga dia gaga ny mpianany nandre izany teny izany, ka nanao hoe: «Koa iza ihany àry no mety ho voavonjy?» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nony nandre izany ny mpianatra dia talanjona indrindra ka niresaka hoe: Iza indray ary no azo vonjena? DIEM PROTESTANTA Talanjona tokoa ny mpianatra raha nandre izany ka vaky vava hoe: –Iza àry no mety ho voavonjy? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Talanjona tokoa ny mpianatra raha nandre izany ka vaky vava hoe: –Iza àry no mety ho voavonjy? Baiboly Protestanta Malagasy Ary nony nandre izany ny mpianatra, dia talanjona indrindra ka nanao hoe: Iza indray no azo hovonjena? Malagasy Bible Ary nony nandre izany ny mpianatra, dia talanjona indrindra ka nanao hoe: Iza indray no azo hovonjena? La Bible en Malgache Ary nony nandre izany ny mpianatra dia talanjona indrindra ka niresaka hoe: Iza indray ary no azo vonjena? |
Ary izao koa no lazaiko aminareo: Moramora kokoa ny hidiran’ny rameva amin’ny vody fanjaitra noho ny hidiran’ny mpanankarena amin’ny fanjakan’ny lanitra.»
Nijery azy ireo i Jesoa ka nanao hoe: «Tsy hain’olombelona izany, fa vitan’Andriamanitra ny zavatra rehetra.»
ary raha tsy nohafohezina izany andro izany, dia tsy hisy olona ho voavonjy; fa noho ny olom-pinidy dia hohafohezina izany andro izany.
Ary raha tsy nohafohezin’ny Tompo izany andro izany, dia tsy hisy olona ho voavonjy; fa nohafoheziny izany noho ny olom-pinidy izay nofidiny.