Dia niala teo anatrehan’ny tavan’i Iaveh i Satana, ka nasiany habokana ratsy i Jôba, hatrany am-paladiany ka hatrany an-tampon-dohany.
Matio 17:15 - Baiboly Katolika Nentiko tamin’ny mpianatrao izy, fa tsy nahasitrana azy izy ireo.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 sady niteny hoe: Tompoko, mamindrà fo amin’ny zanako lahy fa mararin’ny androbe izy ka mijaly tokoa; matetika izy no mianjera ao anaty afo ary matetika ao anaty rano. DIEM PROTESTANTA sady nanao hoe: –Tompo ô, mamindrà fo amin’ny zanako lahy! Mararin’ny androbe izy ka mijaly tokoa, fa matetika mianjera any anaty afo na any anaty rano. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara sady nanao hoe: –Tompo ô, mamindrà fo amin’ny zanako lahy! Mararin’ny androbe izy ka mijaly tokoa, fa matetika mianjera any anaty afo na any anaty rano. Baiboly Protestanta Malagasy Tompoko, mamindrà fo amin’ny zanako-lahy, fa mararin’ny androbe izy ka mahantra tokoa; fa matetika izy no mianjera ao amin’ny afo, ary matetika ao amin’ny rano. Malagasy Bible Tompoko, mamindrà fo amin'ny zanako-lahy, fa mararin'ny androbe izy ka mahantra tokoa; fa matetika izy no mianjera ao amin'ny afo, ary matetika ao amin'ny rano. La Bible en Malgache sady niteny hoe: Tompoko, mamindrà fo amin’ny zanako lahy fa mararin’ny androbe izy ka mijaly tokoa; matetika izy no mianjera ao anaty afo ary matetika ao anaty rano. |
Dia niala teo anatrehan’ny tavan’i Iaveh i Satana, ka nasiany habokana ratsy i Jôba, hatrany am-paladiany ka hatrany an-tampon-dohany.
Ary indro nisy vehivavy kananeanina anankiray nivoaka avy tamin’izany tany izany niantsoantso mafy nanao hoe: «Mamindrà fo amiko, ry Tompo, Zanak’i Davida, fa ampijalin’ny demony mafy loatra ny zanakovavy»;
Ary namaly i Jesoa nanao hoe: «Ry taranaka tsy mino sy ratsy fanahy, mandra-pahoviana no hitoerako aminareo? Mandra-pahoviana no handeferako aminareo? Ento atỳ amiko izy.»
Dia niely eran’i Siria manontolo ny lazany, ka nentin’ny olona tany aminy ny marary rehetra izay azon’ny aretina sy ny fijaliana samihafa, dia ny mararin-javatra, ny mararin’ny androbe, ny malemy, ka nositraniny ireny.
izay tonga teo mba hihaino Azy, sy mba hositraniny amin’ny aretiny: dia nositraniny izay nampijalin’ny fanahy maloto,
Fantatr’i Jodasy ilay namadika Azy koa io toerana io, satria falehan’i Jesoa sy ny mpianany matetika.