Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Matio 12:9 - Baiboly Katolika

Nony niala teo Izy dia niditra tao amin’ny sinagogan’ireo,

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Nony niala teo Jesosy dia niditra tao amin’ny sinagoga;

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Nony niala teo i Jesoa, dia niditra tao amin’ny sinagôgan-dry zareo Jiosy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nony niala teo i Jesoa, dia niditra tao amin’ny sinagôgan-dry zareo Jiosy.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

ARY nony niala teo Jesosy, dia niditra tao amin’ny synagoga;

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary nony niala teo Jesosy, dia niditra tao amin'ny synagoga;

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Nony niala teo Jesosy dia niditra tao amin’ny sinagoga;

Jereo ny toko



Matio 12:9
2 Rohy Ifampitohizana