«Fa moa dia marina va fa miara-monina amin’ny olombelona etỳ an-tany Andriamanitra? Indro fa ny lanitra aza, mbamin’ny lanitry ny lanitra tsy omby Anao, ka mainka fa ity trano nataoko ity!
Matio 12:6 - Baiboly Katolika Ary lazaiko aminareo fa misy eto lehibe noho ny Tempoly. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia lazaiko aminareo fa misy eto lehibe noho ny tempoly. DIEM PROTESTANTA Ary dia lazaiko aminareo fa misy eto lehibe noho ny tempoly. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary dia lazaiko aminareo fa misy eto lehibe noho ny tempoly. Baiboly Protestanta Malagasy Ary dia lazaiko aminareo fa misy eto lehibe noho ny tempoly. Malagasy Bible Ary dia lazaiko aminareo fa misy eto lehibe noho ny tempoly. La Bible en Malgache Dia lazaiko aminareo fa misy eto lehibe noho ny tempoly. |
«Fa moa dia marina va fa miara-monina amin’ny olombelona etỳ an-tany Andriamanitra? Indro fa ny lanitra aza, mbamin’ny lanitry ny lanitra tsy omby Anao, ka mainka fa ity trano nataoko ity!
Izao no lazain’i Iaveh: Ny lanitra no seza fiandrianako; ary ny tany no fitoeran-tongotro. Ka trano inona no hataonareo ho Ahy, ary fitoerana manao ahoana no ho fitsaharako?
Izao rehetra izao nataon’ny tanako avokoa; ka izany no nahatonga azy ho misy; - teny marin’i Iaveh.- Izao no olona tsinjoviko, dia izay manetry tena sy torotoro fo, ary mangovitra amin’ny teniko.
Indro Aho haniraka ny hirako, ka izy no hamboatra ny lalana eo alohako; dia ho tonga tampoka ao an-tempoliny ny Tompo tadiavinareo, ilay Anjelin’ny fanekena irinareo. Indro avy izy, hoy i Iavehn’ny tafika.
Sa tsy novakinareo ao amin’ny Lalàna va fa amin’ny andro sabata dia mandika ny sabata ny mpisorona ao amin’ny Tempoly, kanefa tsy meloka izy?
Ao aminy anefa no itoeran’ny hafenoan’ny fomban’Andriamanitra an-davany sy an-tsakany;