Noteneniko mafy ny lehibe amin’i Jodà, nataoko hoe: «Inona izao zava-dratsy ataonareo mandoto ny andro sabata izao?
Matio 12:5 - Baiboly Katolika Sa tsy novakinareo ao amin’ny Lalàna va fa amin’ny andro sabata dia mandika ny sabata ny mpisorona ao amin’ny Tempoly, kanefa tsy meloka izy? Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary mbola tsy novakinareo ao amin’ny lalàna va fa amin’ny Sabata ny mpisorona ao amin’ny tempoly dia mandika ny Sabata, kanefa tsy manan-tsiny? DIEM PROTESTANTA Sa tsy novakînareo tao amin’ny lalànan’i Mosesy angaha fa amin’ny andro sabata dia mandika ny fepetran’ny sabata ireo mpisorona manao fanompoana ao an-tempoly, kanefa tsy manan-tsiny? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Sa tsy novakînareo tao amin’ny lalànan’i Mosesy angaha fa amin’ny andro sabata dia mandika ny fepetran’ny sabata ireo mpisorona manao fanompoana ao an-tempoly, kanefa tsy manan-tsiny? Baiboly Protestanta Malagasy Ary tsy mbola novakinareo ao amin’ny lalàna va fa amin’ny Sabata ny mpisorona ao amin’ny tempoly manota ny Sabata, nefa tsy manan-tsiny? Malagasy Bible Ary tsy mbola novakinareo ao amin'ny lalàna va fa amin'ny Sabata ny mpisorona ao amin'ny tempoly manota ny Sabata, nefa tsy manan-tsiny? La Bible en Malgache Ary mbola tsy novakinareo ao amin’ny lalàna va fa amin’ny Sabata ny mpisorona ao amin’ny tempoly dia mandika ny Sabata, kanefa tsy manan-tsiny? |
Noteneniko mafy ny lehibe amin’i Jodà, nataoko hoe: «Inona izao zava-dratsy ataonareo mandoto ny andro sabata izao?
Lazao amin’ny taranak’i Israely hoe: Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Indro, hovetavetaiko ny fitoerako masina, ilay reharehan’ny herinareo, fifalian’ny masonareo, fitiavan’ny fanahinareo; ary ho lavon-tsabatra ny zanaka lahinareo aman-janaka vavinareo, izay nilaozanareo.
Halahatra tsy tapaka isan’andro sabata ireo mofo ireo avy amin’ny zanak’i Israely, eo anatrehan’i Iaveh: fanekem-pihavanana maharitra lalandava izany.
fa niditra tao an-tranon’Andriamanitra izy, ka nihinana ny mofo alahatra, kanefa tsy nisy nahazo nihinana izany na izy na izay nanaraka azy, afa-tsy ny mpisorona ihany?