Matio 12:16 - Baiboly Katolika nefa norarany izy ireo tsy hanao izay hahafantarana Azy, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ary nandrara azy Izy tsy hanao izay hahafantarana Azy, DIEM PROTESTANTA saingy noteneniny mafy hoe: «Aza manao izay hahafantarana Ahy.» Dikateny Iombonana Eto Madagasikara saingy noteneniny mafy hoe: «Aza manao izay hahafantarana Ahy.» Baiboly Protestanta Malagasy ary nandrara azy Izy tsy hanao izay hahafantarana Azy, Malagasy Bible ary nandrara azy Izy tsy hanao izay hahafantarana Azy, La Bible en Malgache ary nandrara azy Izy tsy hanao izay hahafantarana Azy, |
Ary rehefa nidina avy tany an-tendrombohitra izy, dia hoy i Jesoa nandrara azy ireo: «Aza milaza na amin’iza na amin’iza izay vao hitanareo, ambara-pitsangan’ny Zanak’olona amin’ny maty.»
Ary hoy i Jesoa taminy: «Tandremo, aza milaza na amin’iza na amin’iza, fa mandehana miseho amin’ny mpisorona, ary atolory ny fanatitra didian’i Môizy haterina mba ho vavolombelon’ny fahasitrananao.»
Dia nihiratra ny masony, ary i Jesoa nandrara azy mafy hoe: «Tandremo sao ren’olona izao.»
Fa niala teo i Jesoa sy ny mpianany ka nankany amin’ny ranomasina, ary maro ny olona avy tany Galilea no nanaraka Azy.
Ary norarany ny olona tsy hilazalaza izany na amin’iza na amin’iza; fa araka ny nandraràny azy ireo no vao mainka nampielezany izany kokoa aza;