Matio 11:4 - Baiboly Katolika Dia namaly i Jesoa ka nanao taminy hoe: «Mandehana ka lazao amin’i Joany izao zavatra renareo sy hitanareo izao: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary Jesosy namaly azy ireo hoe: Mandehana ianareo ka ambarao amin’i Jaona izao renareo sy hitanareo izao: DIEM PROTESTANTA Dia hoy i Jesoa namaly ireto iraka: –Ndeha ambarao an’i Jôhany ny zavatra hitanareo sy renareo: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia hoy i Jesoa namaly ireto iraka: –Ndeha ambarao an’i Jôhany ny zavatra hitanareo sy renareo: Baiboly Protestanta Malagasy Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mandehana hianareo, ka ambarao amin’i Jaona izao renareo sy hitanareo izao: Malagasy Bible Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mandehana ianareo, ka ambarao amin'i Jaona izao renareo sy hitanareo izao: La Bible en Malgache Ary Jesosy namaly azy ireo hoe: Mandehana ianareo ka ambarao amin’i Jaona izao renareo sy hitanareo izao: |
mahiratra ny jamba, afaka ny mandringa, sitrana ny boka, malady ny marenina, atsangana ny maty, torina amin’ny malahelo ny Evanjely,
Maro ny vahoaka nanatona Azy teo, nitondra ny moana, ny jamba, ny mandringa, ny kilemaina mbamin’ny marary hafa betsaka, sy nametraka azy teo an-tongotr’i Jesoa dia nositraniny.
Ary i Jesoa naninjitra ny tanany, dia nanendry azy ka nanao hoe: «Mety Aho, madiova ianao.» Dia afaka niaraka tamin’izay ny habokany.
Fa manana fanambaràna manoatra ny an’i Joany Aho, satria ny asa nomen’ny Ray hovitaiko sady ataoko tokoa no manambara fa iraky ny Ray Aho.