Ary nanatona Azy ny Farisianina, ka niady hevitra taminy sy nangataka famantarana avy any an-danitra taminy, mba hakany fanahy Azy.
Marka 9:16 - Baiboly Katolika ka novalian’ny anankiray tamin’ny vahoaka hoe: «Ry Mpampianatra ô, nitondra ny zanako lahy azon’ny demony moana nankatỳ aminao Aho: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nanontany azy ireo Izy hoe: Inona no iadianareo hevitra amin’ireo? DIEM PROTESTANTA Dia nanontany ireto mpianatra i Jesoa nanao hoe: –Inona izato iadianareo hevitra amin’ny mpahay lalàna? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nanontany ireto mpianatra i Jesoa nanao hoe: –Inona izato iadianareo hevitra amin’ny mpahay lalàna? Baiboly Protestanta Malagasy Ary Izy nanontany azy hoe: Inona no iadianareo hevitra amin’ireto? Malagasy Bible Ary Izy nanontany azy hoe: Inona no iadianareo hevitra amin'ireto? La Bible en Malgache Ary nanontany azy ireo Izy hoe: Inona no iadianareo hevitra amin’ireo? |
Ary nanatona Azy ny Farisianina, ka niady hevitra taminy sy nangataka famantarana avy any an-danitra taminy, mba hakany fanahy Azy.
Dia nanontany azy ireo Izy nanao hoe: «Ny amin’inona no iadianareo hevitra amin’ireto?»
fa na aiza na aiza ahazoany azy dia sady akapokapony izy no mandoa vory sy mikitro-nify, fa efa mihamalazolazo erỳ; ary efa nangataka ny mpianatrao handroaka azy aho, fa tsy nahomby izy ireo.»