I Aarôna sy ny zanak’i Israely rehetra nahita an’i Môizy ka indro nandefa tsirim-pahazavana ny hodi-tavany, dia natahotra ny hanatona azy izy ireo.
Marka 9:15 - Baiboly Katolika Dia nanontany azy ireo Izy nanao hoe: «Ny amin’inona no iadianareo hevitra amin’ireto?» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary niaraka tamin’izay, nony nahita an’i Jesosy ny vahoaka rehetra, dia talanjona ka nihazakazaka nanatona sy niarahaba Azy. DIEM PROTESTANTA Raha vao nahita an’i Jesoa ny vahoaka rehetra, dia talanjona sady faly ka nirohotra niarahaba Azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Raha vao nahita an’i Jesoa ny vahoaka rehetra, dia talanjona sady faly ka nirohotra niarahaba Azy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary niaraka tamin’izay, nony nahita Azy ny vahoaka rehetra, dia talanjona ka nihazakazaka nanatona sy niarahaba Azy. Malagasy Bible Ary niaraka tamin'izay, nony nahita Azy ny vahoaka rehetra, dia talanjona ka nihazakazaka nanatona sy niarahaba Azy. La Bible en Malgache Ary niaraka tamin’izay, nony nahita an’i Jesosy ny vahoaka rehetra, dia talanjona ka nihazakazaka nanatona sy niarahaba Azy. |
I Aarôna sy ny zanak’i Israely rehetra nahita an’i Môizy ka indro nandefa tsirim-pahazavana ny hodi-tavany, dia natahotra ny hanatona azy izy ireo.
Ary nentiny hiaraka aminy i Piera sy i Jakôba ary i Joany, dia nihoron-koditra sy ory indrindra Izy.
Nony niditra tao am-pasana izy, dia nahita tovolahy iray niakanjo fotsy nipetraka teo an-kavanam-pasana, ka taitra.
Fa hoy ilay zatovo taminy: «Aza matahotra ianareo; mitady an’i Jesoa Nazareanina ilay nofantsihana tamin’ny Hazofijaliana ianareo; efa nitsangan-ko velona Izy, ka tsy eto; teo no nametrahany Azy.
ka novalian’ny anankiray tamin’ny vahoaka hoe: «Ry Mpampianatra ô, nitondra ny zanako lahy azon’ny demony moana nankatỳ aminao Aho:
Dia sady ninananàna ny demony no nampifanintontsintona azy mafy vao niala taminy, ka efa toy ny maty ilay zazalahy, ary efa nataon’ny maro hoe maty aza.