Marka 8:27 - Baiboly Katolika Avy ao i Jesoa sy ny mpianany, dia nankany amin’ny vohitra manodidina an’i Sezarean’i Filipo, ary teny an-dalana dia nanontany ny mpianany Izy nanao hoe: «Ataon’ny olona ho iza moa Aho?» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary Jesosy sy ny mpianany dia lasa nankeny amin’ireo tanàna kely miankina amin’i Kaisarian’i Filipo. Nony teny an-dalana dia nanontany ny mpianany Izy hoe: Lazain’ny olona ho iza moa Aho? DIEM PROTESTANTA Dia niainga i Jesoa sy ny mpianany nankany amin’ireo tanàna kely manodidina an’i Kesaria-Filipo; ary teny an-dalana, dia nanontany ny mpianany i Jesoa nanao hoe: –Iza moa Aho, araka ny filazan’ny olona Ahy? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia niainga i Jesoa sy ny mpianany nankany amin’ireo tanàna kely manodidina an’i Kesaria-Filipo; ary teny an-dalana, dia nanontany ny mpianany i Jesoa nanao hoe: –Iza moa Aho, araka ny filazan’ny olona Ahy? Baiboly Protestanta Malagasy ARY Jesosy sy ny mpianany dia lasa nankeny amin’ireny tanàna momba an’i Kaisaria-filipo; ary nony teny an-dàlana dia nanontany ny mpianany Izy ka nanao taminy hoe: Ataon’ny olona ho iza moa Aho? Malagasy Bible Ary Jesosy sy ny mpianany dia lasa nankeny amin'ireny tanàna momba an'i Kaisaria-filipo; ary nony teny an-dalana dia nanontany ny mpianany Izy ka nanao taminy hoe: Ataon'ny olona ho iza moa Aho? La Bible en Malgache Ary Jesosy sy ny mpianany dia lasa nankeny amin’ireo tanàna kely miankina amin’i Kaisarian’i Filipo. Nony teny an-dalana dia nanontany ny mpianany Izy hoe: Lazain’ny olona ho iza moa Aho? |