tsy izay miditra amin’ny vava no mahaloto ny olona; fa izay aloaky ny vava, izany no mahaloto ny olona.»
Marka 7:18 - Baiboly Katolika ary hoy Izy taminy: «Hay! ianareo koa mba kely fahalalana toy izany. Tsy fantatrareo va fa izay avy eo ivelany ka miditra ao anatin’ny olona dia tsy mahaloto azy, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary hoy Izy taminy: Hay! Ianareo koa aza mba tsy mahafantatra! Tsy fantatrareo va fa izay rehetra eo ivelan’ny olona ka miditra ao anatiny dia tsy mahaloto azy? DIEM PROTESTANTA ka hoy i Jesoa taminy: –Hay ve ianareo koa mba tsy mahafantatra? Tsy takatrareo ve fa izay rehetra avy etỳ ivelany ka miditra ao amin’ny olona dia tsy mahaloto azy, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ka hoy i Jesoa taminy: –Hay ve ianareo koa mba tsy mahafantatra? Tsy takatrareo ve fa izay rehetra avy etỳ ivelany ka miditra ao amin’ny olona dia tsy mahaloto azy, Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy Izy taminy: Hay! hianareo koa aza mba tsy mahafantatra! Tsy fantatrareo va fa izay rehetra eo ivelan’ny olona ka miditra ao anatiny dia tsy mahaloto azy, Malagasy Bible Ary hoy Izy taminy: Hay! ianareo koa aza mba tsy mahafantatra! Tsy fantatrareo va fa izay rehetra eo ivelan'ny olona ka miditra ao anatiny dia tsy mahaloto azy, La Bible en Malgache Ary hoy Izy taminy: Hay! Ianareo koa aza mba tsy mahafantatra! Tsy fantatrareo va fa izay rehetra eo ivelan’ny olona ka miditra ao anatiny dia tsy mahaloto azy? |
tsy izay miditra amin’ny vava no mahaloto ny olona; fa izay aloaky ny vava, izany no mahaloto ny olona.»
Ahoana no tsy ahalalanareo fa tsy ny mofo no nantsoiko tamin’Izaho nilaza taminareo hoe: Tandremo ny lalivain’ny Farisianina sy ny Sadoseanina?»
Dia hoy Izy: «Tsy azonareo va izany fanoharana izany? Koa hataonareo ahoana àry no fahalala ny fanoharana rehetra?
Nony niala teo amin’ny vahoaka Izy ka tonga tany an-trano, dia nanontanian’ny mpianany ny amin’ilay fanoharana,
satria tsy miditra ao am-pony izany fa ao an-kibony ihany, ka ariana any an-katakonana? Izany no mahadio ny hanina rehetra.
Ary hoy Izy tamin’izy ireo: «Ry adala, sy votsa saina amin’ny finoana izay rehetra voalazan’ny mpaminany!
Ronono no nomeko hosotroinareo, fa tsy ventin-kanina mahery, satria tsy mbola nahazaka izany ianareo, sady tsy mbola mahazaka ankehitriny aza, noho ianareo mbola ara-batana.
Maro ny zavatra azonay lazaina momba izany, saingy sarotra hohazavaina aminareo, noho ianareo votsa fandray zavatra.