Tao amin’ny mpanjaka, ao an-tanànan’i Davida izy no nalevina, fa soa no nataony tamin’i Israely sy ho an’Andriamanitra mbamin’ny tranony.
Marka 6:29 - Baiboly Katolika Nony nandre izany ny mpianany, dia tonga naka ny fatiny ka nandevina azy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Rehefa nandre izany ny mpianatr’i Jaona dia tonga ka naka ny fatiny ary nandevina azy. DIEM PROTESTANTA Nandre izany ny mpianatr’i Jôhany, ka tonga naka ny fatiny ary nandevina azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nandre izany ny mpianatr’i Jôhany, ka tonga naka ny fatiny ary nandevina azy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary rehefa nandre izany ny mpianany, dia tonga ka naka ny faty ary nandevina azy. Malagasy Bible Ary rehefa nandre izany ny mpianany, dia tonga ka naka ny faty ary nandevina azy. La Bible en Malgache Rehefa nandre izany ny mpianatr’i Jaona dia tonga ka naka ny fatiny ary nandevina azy. |
Tao amin’ny mpanjaka, ao an-tanànan’i Davida izy no nalevina, fa soa no nataony tamin’i Israely sy ho an’Andriamanitra mbamin’ny tranony.
Nalain’ny mpianatr’i Joany kosa ny faty dia naleviny, vao lasa izy nilaza izany tamin’i Jesoa.
ka nitondra azy tamin’ny lovia, ary nomeny an-drazazavavy dia nomen-drazazavavy an-dreniny kosa.
Nony niverina teo amin’i Jesoa ny Apôstôly, dia nilaza taminy ny zavatra rehetra nataony sy nampianariny.