Hoy ny mpanjaka tamin’i Jôaba: «Indro, hataoko izany, koa andeha hampody ny tovolahy Absalôma.»
Marka 6:26 - Baiboly Katolika Nalahelo ny mpanjaka, kanefa noho ny fianianany sy noho ireo olona niara-nihinana taminy dia tsy sahy nandà an-drazazavavy izy, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nalahelo indrindra ny mpanjaka, kanefa noho ny fianianany sy ny olona izay nanatrika nisakafo teo dia tsy sahy nandà azy izy. DIEM PROTESTANTA Nalahelo fatratra ny mpanjaka, saingy noho ilay fianianana efa nataony ary noho ireo olona niara-nisakafo taminy, dia tsy te handà ny fangatahan-drazazavavy izy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nalahelo fatratra ny mpanjaka, saingy noho ilay fianianana efa nataony ary noho ireo olona niara-nisakafo taminy, dia tsy te handà ny fangatahan-drazazavavy izy. Baiboly Protestanta Malagasy Dia nalahelo indrindra ny mpanjaka, kanefa noho ny fianianany sy ny olona izay nipetraka nihinana teo, dia tsy sahy nandà azy izy. Malagasy Bible Dia nalahelo indrindra ny mpanjaka, kanefa noho ny fianianany sy ny olona izay nipetraka nihinana teo, dia tsy sahy nandà azy izy. La Bible en Malgache Dia nalahelo indrindra ny mpanjaka, kanefa noho ny fianianany sy ny olona izay nanatrika nisakafo teo dia tsy sahy nandà azy izy. |
Hoy ny mpanjaka tamin’i Jôaba: «Indro, hataoko izany, koa andeha hampody ny tovolahy Absalôma.»
Dia nalahelo ny mpanjaka, kanefa noho ny fianianany sy noho ny olona niara-nihinana taminy, dia nasainy nomena azy ihany izany;
Dia nidodododo faingana nankao amin’ny mpanjaka izy, ka nangataka hoe: «Tiako raha homenao ahy an-dovia izao ankehitriny izao ny lohan’i Joany Batista.»
fa nirahiny faingana ny mpiambina anankiray nasainy nitondra ny lohan’i Joany amin’ny lovia. Dia nandeha nanapaka ny lohan’i Joany tao an-tranomaizina ilay mpiambina,