Marka 6:24 - Baiboly Katolika
Dia nivoaka razazavavy ka nanontany an-dreniny hoe: «Inona no hangatahiko?» Ary hoy i reniny: «Ny lohan’i Joany Batista.»
Jereo ny toko
Dia lasa Razazavavy ka nilaza tamin’ny reniny hoe: Inona re no hangatahiko? Ary hoy ny reniny: Ny lohan’i Jaona Mpanao batisa.
Jereo ny toko
Dia lasa nivoaka ny efitrano fisakafoana razazavavy ka nanao tamin-dreniny hoe: –Inona no hangatahiko? Ary hoy ireniny: –Ny lohan’i Jôhany Mpanao batisa.
Jereo ny toko
Dia lasa nivoaka ny efitrano fisakafoana razazavavy ka nanao tamin-dreniny hoe: –Inona no hangatahiko? Ary hoy ireniny: –Ny lohan’i Jôhany Mpanao batisa.
Jereo ny toko
Dia nivoaka razazavavy ka nanao tamin-dreniny hoe: Inona no hangatahiko? Ary hoy reniny: Ny lohan’i Jaona Mpanao-batisa.
Jereo ny toko
Dia nivoaka razazavavy ka nanao tamin-dreniny hoe: Inona no hangatahiko? Ary hoy reniny: Ny lohan'i Jaona Mpanao-batisa.
Jereo ny toko
Dia lasa Razazavavy ka nilaza tamin’ny reniny hoe: Inona re no hangatahiko? Ary hoy ny reniny: Ny lohan’i Jaona Mpanao batisa.
Jereo ny toko