Fa hoy ny navalin’i Mikea: «Velona i Iaveh! Dia izay holazain’i Iaveh amiko ihany no hambarako koa.»
Marka 6:18 - Baiboly Katolika Satria i Joany nanao taminy hoe: «Tsy mahazo manam-bady ny vadin-drahalahinao ianao.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Jaona dia efa nilaza tamin’i Heroda hoe: Tsy azonao atao ny maka ny vadin’ny rahalahinao. DIEM PROTESTANTA Fa hoy i Jôhany tamin’i Herôda: –Tsy azonao atao ny maka ny vadin’ny rahalahinao. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa hoy i Jôhany tamin’i Herôda: –Tsy azonao atao ny maka ny vadin’ny rahalahinao. Baiboly Protestanta Malagasy Fa Jaona efa nilaza tamin’i Heroda hoe: Diso hianao, raha manambady ny vadin’ny rahalahinao. Malagasy Bible Fa Jaona efa nilaza tamin'i Heroda hoe: Diso ianao, raha manambady ny vadin'ny rahalahinao. La Bible en Malgache I Jaona dia efa nilaza tamin’i Heroda hoe: Tsy azonao atao ny maka ny vadin’ny rahalahinao. |
Fa hoy ny navalin’i Mikea: «Velona i Iaveh! Dia izay holazain’i Iaveh amiko ihany no hambarako koa.»
Aza manokatra ny fitanjahan’ny vadin-drahalahinao, fa fitanjahan’ny rahalahinao izany.
Raha misy lehilahy maka ny vadin-drahalahiny, dia fahalotoana izany, fa manokatra ny fitanjahan-drahalahiny izy, ka ho momba izy roaroa.