Marka 5:8 - Baiboly Katolika satria i Jesoa efa nanao taminy hoe: «Mivoaha amin’ity lehilahy ity, ry fanahy maloto.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Satria hoy Jesosy taminy hoe: Mialà amin’ity lehilahy ity, ry fanahy maloto! DIEM PROTESTANTA (Satria i Jesoa efa nandidy azy hoe: «Mialà amin’io lehilahy io, ry fanahy maloto!») Dikateny Iombonana Eto Madagasikara (Satria i Jesoa efa nandidy azy hoe: «Mialà amin’io lehilahy io, ry fanahy maloto!») Baiboly Protestanta Malagasy satria Jesosy efa nanao taminy hoe: Mivoaha amin’ity lehilahy ity, ry fanahy maloto. Malagasy Bible satria Jesosy efa nanao taminy hoe: Mivoaha amin'ity lehilahy ity, ry fanahy maloto. La Bible en Malgache Satria hoy Jesosy taminy hoe: Mialà amin’ity lehilahy ity, ry fanahy maloto! |
ary niantso tamin’ny feo mahery hoe: «Moa mifaninona izaho sy Ianao, ry Jesoa Zanak’Andriamanitra Avo indrindra? Mifona aminao amin’ny Anaran’Andriamanitra re aho, aza dia mampijaly ahy,»
Ary nanontany azy Izy nanao hoe: «Iza no anaranao?» Dia novaliany hoe: «Lejiona no anarako, fa betsaka izahay.»
Andro maro no nanaovany toy izany, ka sosotra i Paoly sy nitodika tamin’ny fanahy nanao hoe: «Mandidy anao amin’ny Anaran’i Jesoa Kristy aho hivoaka aminy.» Dia nivoaka niaraka tamin’izay izy.