Ary nijerijery manodidina i Jesoa ka nanao tamin’ny mpianany hoe: «Akory ny hasarotry ny hidiran’ny mpanan-karena amin’ny fanjakan’Andriamanitra!»
Marka 5:32 - Baiboly Katolika Dia nijerijery manodidina Azy Izy hizaha ilay vehivavy izay nanao izany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nijery manodidina Izy hahitany ilay nanao izany. DIEM PROTESTANTA Dia nanopy maso manodidina Azy i Jesoa mba hijery ilay vehivavy izay efa nanao izany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nanopy maso manodidina Azy i Jesoa mba hijery ilay vehivavy izay efa nanao izany. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nijery manodidina Izy hizaha ny vehivavy izay efa nanao izany. Malagasy Bible Ary nijery manodidina Izy hizaha ny vehivavy izay efa nanao izany. La Bible en Malgache Ary nijery manodidina Izy hahitany ilay nanao izany. |
Ary nijerijery manodidina i Jesoa ka nanao tamin’ny mpianany hoe: «Akory ny hasarotry ny hidiran’ny mpanan-karena amin’ny fanjakan’Andriamanitra!»
Ary hoy ny mpianany taminy: «Hitanao izao vahoaka mifanety aminao izao ka Ianao manontany hoe: ‹Iza no nanendry ahy?› »
Natahotra ravehivavy sy tera-kovitra satria fantany izay tonga taminy, ka nanatona Azy sy niankohoka teo anatrehany izy, dia nilaza ny marina rehetra.