Marka 5:31 - Baiboly Katolika31 Ary hoy ny mpianany taminy: «Hitanao izao vahoaka mifanety aminao izao ka Ianao manontany hoe: ‹Iza no nanendry ahy?› » Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201131 Fa hoy ny mpianany taminy: Hitanao izao vahoaka mifanositosika Aminao izao, koa hoy Ianao hoe: Iza no nikasika Ahy? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA31 Ary hoy ny mpianany taminy: –Hitanao ireto vahoaka mifanety aminao, ka hoy indray Ianao hoe: Iza no nikasika Ahy? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Ary hoy ny mpianany taminy: –Hitanao ireto vahoaka mifanety aminao, ka hoy indray Ianao hoe: Iza no nikasika Ahy? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy31 Fa hoy ny mpianany taminy: Hitanao izao vahoaka mifanety aminao izao, ka hoy Hianao va: Iza no nanendry Ahy? Jereo ny tokoMalagasy Bible31 Fa hoy ny mpianany taminy: Hitanao izao vahoaka mifanety aminao izao, ka hoy Hianao va: Iza no nanendry Ahy? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache31 Fa hoy ny mpianany taminy: Hitanao izao vahoaka mifanositosika Aminao izao, koa hoy Ianao hoe: Iza no nikasika Ahy? Jereo ny toko |