Marka 5:22 - Baiboly Katolika
Dia avy ny anankiray amin’ny lehiben’ny sinagoga atao hoe Jaira, ka nony nahita Azy dia niankohoka tamin’ny tongony izy,
Jereo ny toko
Dia avy ny mpanapaka ny sinagoga iray, Jairo no anarany. Rehefa nahita an’i Jesosy izy dia niankohoka teo an-tongony
Jereo ny toko
Dia avy ny anankiray tamin’ireo lehiben’ny sinagôga, atao hoe Jaîro; raha vao nahita an’i Jesoa izy, dia niankohoka teo an-tongony
Jereo ny toko
Dia avy ny anankiray tamin’ireo lehiben’ny sinagôga, atao hoe Jaîro; raha vao nahita an’i Jesoa izy, dia niankohoka teo an-tongony
Jereo ny toko
Dia avy ny anankiray tamin’ny mpanapaka ny synagoga, Jaïro no anarany; ary rehefa nahita an’i Jesosy izy, dia niankohoka teo amin’ny tongony
Jereo ny toko
Dia avy ny anankiray tamin'ny mpanapaka ny synagoga, Jairo no anarany; ary rehefa nahita an'i Jesosy izy, dia niankohoka teo amin'ny tongony
Jereo ny toko
Dia avy ny mpanapaka ny sinagoga* iray, Jairo no anarany. Rehefa nahita an’i Jesosy izy dia niankohoka teo an-tongony
Jereo ny toko