Ary nony nahita ny vahoaka i Jesoa, dia niakatra teo an-tendrombohitra, ary rehefa tafapetraka Izy, dia nanatona Azy ny mpianany,
Marka 3:13 - Baiboly Katolika Ary niakatra tamin’ny tendrombohitra anankiray Izy, ka niantso izay tiany hantsoina hankeo aminy, dia nankeo aminy ireo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary niakatra teo an-tendrombohitra Jesosy ka niantso izay tiany hankeo Aminy, dia nankeo Aminy ireo. DIEM PROTESTANTA Ary niakatra teo an-tendrombohitra i Jesoa, ka niantso izay tiany hantsoina; ary niala teo amin’ny vahoaka ireo ka nanatona Azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary niakatra teo an-tendrombohitra i Jesoa, ka niantso izay tiany hantsoina; ary niala teo amin’ny vahoaka ireo ka nanatona Azy. Baiboly Protestanta Malagasy ARY niakatra teo an-tendrombohitra Jesosy ka niantso izay tiany hankeo aminy; dia nankeo aminy ireo. Malagasy Bible Ary niakatra teo an-tendrombohitra Jesosy ka niantso izay tiany hankeo aminy; dia nankeo aminy ireo. La Bible en Malgache Ary niakatra teo an-tendrombohitra Jesosy ka niantso izay tiany hankeo Aminy, dia nankeo Aminy ireo. |
Ary nony nahita ny vahoaka i Jesoa, dia niakatra teo an-tendrombohitra, ary rehefa tafapetraka Izy, dia nanatona Azy ny mpianany,
Ary niantso ny roa ambin’ny folo lahy hankeo aminy Izy, ka naniraka azy tsiroaroa, sy nanome fahefana azy handroaka ny fanahy maloto.
Ary namory ny Apôstôly roa ambin’ny folo lahy i Jesoa ka nanome azy hery sy fahefana handroaka ny demony rehetra sy hanasitrana ny aretina.