Jaona 6:3 - Baiboly Katolika3 Dia niakatra tany an-tendrombohitra i Jesoa, ka nipetraka teo Izy mbamin’ny mpianany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Ary Jesosy niakatra tao an-tendrombohitra, dia nipetraka tao Izy mbamin’ny mpianany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA3 Dia niakatra teo an-tendrombohitra ry i Jesoa, ka nipetraka teo Izy mbamin’ny mpianany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Dia niakatra teo an-tendrombohitra ry i Jesoa, ka nipetraka teo Izy mbamin’ny mpianany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Ary Jesosy niakatra tao an-tendrombohitra, dia nipetraka tao mbamin’ny mpianany. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Ary Jesosy niakatra tao an-tendrombohitra, dia nipetraka tao mbamin'ny mpianany. Jereo ny toko |