Ka nosamborin-dravehivavy tamin’ny lambany izy, nataony hoe: «Avia handry amiko.» Navelan’i Josefa teo an-tanany anefa ny lambany, ka nandositra tany alatrano izy.
Marka 14:51 - Baiboly Katolika Ary nisy tovolahy anankiray nanaraka Azy, lamba fotsiny no teny an-kodiny, nosamborin’ireo koa; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nisy zatovo iray nanaraka Azy, tsy nitafy afa-tsy lamba hariry madinika, ary nosamborin’ny olona teo izy. DIEM PROTESTANTA Ary nisy zatovolahy iray nanaraka an’i Jesoa, tsy nanana afa-tsy akanjo manolo-koditra. Nosamborin’ny olona koa izy; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary nisy zatovolahy iray nanaraka an’i Jesoa, tsy nanana afa-tsy akanjo manolo-koditra. Nosamborin’ny olona koa izy; Baiboly Protestanta Malagasy Ary nisy zatovo anankiray nanaraka Azy, ka lamba hariry madinika fotsiny ihany no nitafiany, ary nosamborin’ny olona teo izy. Malagasy Bible Ary nisy zatovo anankiray nanaraka Azy, ka lamba hariry madinika fotsiny ihany no nitafiany, ary nosamborin'ny olona teo izy. La Bible en Malgache Ary nisy zatovo iray nanaraka Azy, tsy nitafy afa-tsy lamba hariry madinika, ary nosamborin’ny olona teo izy. |
Ka nosamborin-dravehivavy tamin’ny lambany izy, nataony hoe: «Avia handry amiko.» Navelan’i Josefa teo an-tanany anefa ny lambany, ka nandositra tany alatrano izy.
Ary hoy i Samsôna tamin’ireo: «Hanao ankamantatra aminareo aho; ka raha lazainareo amiko, ao anatin’ny hafitoana fanasana, ny heviny, ka fantatrareo, dia homeko lobaka telopolo sy akanjo telopolo atao fanovana ianareo.