fa maro no ho avy, amin’ny Anarako hanao hoe: Izaho no Kristy, ary maro no ho voafitany.
Marka 13:21 - Baiboly Katolika Amin’izany, raha misy milaza aminareo hoe: ‹Indro ato i Kristy, na indro arỳ Izy!› Aza mino ianareo; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Amin’izany, raha toa ka misy olona milaza aminareo hoe: Indro, etỳ Kristy, na: Indro, erỳ Izy, dia aza mino izany ianareo. DIEM PROTESTANTA Ary amin’izany, raha misy olona milaza aminareo hoe: «Indro atỳ ny Mesia» na hoe «Indro arỳ Izy», dia aza mino. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary amin’izany, raha misy olona milaza aminareo hoe: «Indro atỳ ny Mesia» na hoe «Indro arỳ Izy», dia aza mino. Baiboly Protestanta Malagasy Ary amin’izay raha tàhiny misy olona manao aminareo hoe: Indro, etỳ Kristy, na: Indro, erỳ; aza mino hianareo. Malagasy Bible Ary amin'izay raha tàhiny misy olona manao aminareo hoe: Indro, etỳ Kristy, na: Indro, erỳ ; aza mino ianareo. La Bible en Malgache Amin’izany, raha toa ka misy olona milaza aminareo hoe: Indro, etỳ Kristy, na: Indro, erỳ Izy, dia aza mino izany ianareo. |
fa maro no ho avy, amin’ny Anarako hanao hoe: Izaho no Kristy, ary maro no ho voafitany.
Ary raha tsy nohafohezin’ny Tompo izany andro izany, dia tsy hisy olona ho voavonjy; fa nohafoheziny izany noho ny olom-pinidy izay nofidiny.
fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hiseho ary hanao famantarana sy fahagagana hamitahany na dia ny olom-pinidy aza, raha azo atao izany.
Ka hoy i Jesoa hoe: «Tandremo sao voafitaka ianareo, fa maro no ho avy hisandoka ny Anarako hanao hoe: Izaho no izy, ary efa akaiky ny andro, ka aza manaraka azy.
Avy Aho amin’ny Anaran’ny Raiko, nefa tsy raisinareo; raha misy hafa avy, amin’ny anaran’ny tenany anefa, dia horaisinareo ihany izy,