Marka 12:39 - Baiboly Katolika ary ny fipetrahana voalohany ao amin’ny sinagoga, mbamin’ny fitoerana ambony amin’ny fanasana. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ary tia ny fipetrahana eny anoloana ao amin’ny sinagoga sy ny fitoerana eny anoloana any amin’ny fanasana DIEM PROTESTANTA ny mipetraka eny aloha ao amin’ny sinagôga ary ny maka toeram-boninahitra any amin’ny fanasana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny mipetraka eny aloha ao amin’ny sinagôga ary ny maka toeram-boninahitra any amin’ny fanasana. Baiboly Protestanta Malagasy ary tia ny fipetrahana aloha ao amin’ny synagoga sy ny fitoerana aloha ao amin’ny fanasana, Malagasy Bible ary tia ny fipetrahana aloha ao amin'ny synagoga sy ny fitoerana aloha ao amin'ny fanasana, La Bible en Malgache ary tia ny fipetrahana eny anoloana ao amin’ny sinagoga* sy ny fitoerana eny anoloana any amin’ny fanasana |
Ny tiany dia ny voalohan-toerana amin’ny fanasana, ny fipetrahana voalohany amin’ny sinagoga,
Dia izao koa no nolazainy tamin’ny fampianarany: «Mahìna amin’ny mpanora-dalàna, izay tia ny mitsangantsangana miakanjo mirebareba, sy ny arahabaina eny an-kianja,
Fa miseho ho manao fivavahana lavareny izy ireny, kanjo mihinana ny fananan’ny mpitondratena, ka vao mainka hohelohina mafimafy kokoa».