Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 12:39 - DIEM PROTESTANTA

39 ny mipetraka eny aloha ao amin’ny sinagôga ary ny maka toeram-boninahitra any amin’ny fanasana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

39 ary tia ny fipetrahana eny anoloana ao amin’ny sinagoga sy ny fitoerana eny anoloana any amin’ny fanasana

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

39 ny mipetraka eny aloha ao amin’ny sinagôga ary ny maka toeram-boninahitra any amin’ny fanasana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

39 ary ny fipetrahana voalohany ao amin’ny sinagoga, mbamin’ny fitoerana ambony amin’ny fanasana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

39 ary tia ny fipetrahana aloha ao amin’ny synagoga sy ny fitoerana aloha ao amin’ny fanasana,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

39 ary tia ny fipetrahana aloha ao amin'ny synagoga sy ny fitoerana aloha ao amin'ny fanasana,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

39 ary tia ny fipetrahana eny anoloana ao amin’ny sinagoga* sy ny fitoerana eny anoloana any amin’ny fanasana

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 12:39
5 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’izay dia niteny tamin’ny vahoaka sy ny mpianany i Jesoa


Ny ankamamiany dia ny maka ny toeram-boninahitra amin’ny fanasana sy ny mipetraka eny aloha ao amin’ny sinagôga


Hoy koa i Jesoa tamin’ny fampianarany hoe: –Mitandrema amin’ireo mpahay lalàna. Ny tiany dia ny mandehandeha eny amin’ny lala-mitafon’ny tempoly sy ny arahabaina eny an-kianja,


Ataony tapitra ny fananan’ny mpitondratena, ary vavaka lavareny no mody ataony hisehosehoana: ireny olona ireny dia hohelohina mafimafy kokoa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra