Ary nanatona Azy i Jakôba sy i Joany zanak’i Zebede ka nanao hoe: «Ry Mpampianatra ô, tianay mba hataonao aminay izay hangatahinay aminao.»
Marka 10:36 - Baiboly Katolika «Inona, hoy Izy, no tianareo hataoko aminareo?» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia hoy Izy taminy: Inona moa no tianareo hataoko aminareo? DIEM PROTESTANTA Dia hoy i Jesoa taminy: –Inona àry no irînareo hataoko aminareo? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia hoy i Jesoa taminy: –Inona àry no irînareo hataoko aminareo? Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy Izy taminy: Inona moa no tianareo hataoko aminareo? Malagasy Bible Ary hoy Izy taminy: Inona moa no tianareo hataoko aminareo? La Bible en Malgache Dia hoy Izy taminy: Inona moa no tianareo hataoko aminareo? |
Ary nanatona Azy i Jakôba sy i Joany zanak’i Zebede ka nanao hoe: «Ry Mpampianatra ô, tianay mba hataonao aminay izay hangatahinay aminao.»
Dia hoy ireo: «Aoka ny anankiray aminay mba hipetraka eo ankavananao, ary ny anankiray mba ho eo ankavianao any amin’ny voninahitrao.»
«Inona, hoy i Jesoa taminy, no tianao hataoko aminao?» Dia hoy ilay jamba: «Rabòny ô, aoka mba hahiratra aho.»
Raha mitoetra ao amiko ianareo ka mitoetra ao aminareo ny teniko, dia hangataka izay tianareo ianareo, ka hatao aminareo izany.