Fotoana hitadiavana, ary fotoana hamerezana, fotoana hitahirizana, ary fotoana hanariana.
Marka 10:28 - Baiboly Katolika Ary hoy i Piera taminy: «Indro izahay efa nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka Anao.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary hoy Petera taminy: Indro, efa nahafoy ny zavatra rehetra izahay ka nanaraka Anao. DIEM PROTESTANTA Dia hoy i Petera tamin’i Jesoa: –Indro izahay efa nahafoy ny zavatra rehetra ary dia izao miaraka aminao izao. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia hoy i Petera tamin’i Jesoa: –Indro izahay efa nahafoy ny zavatra rehetra ary dia izao miaraka aminao izao. Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy Petera taminy: Indro, izahay efa nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka Anao. Malagasy Bible Ary hoy Petera taminy: Indro, izahay efa nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka Anao. La Bible en Malgache Ary hoy Petera taminy: Indro, efa nahafoy ny zavatra rehetra izahay ka nanaraka Anao. |
Fotoana hitadiavana, ary fotoana hamerezana, fotoana hitahirizana, ary fotoana hanariana.
Nony efa nitokana Izy, dia nanontany Azy ny amin’ny fanoharana ireo momba Azy mbamin’ny roa ambin’ny folo lahy.
Toy izany koa, na iza na iza aminareo tsy mahafoy izay rehetra ananany dia tsy mety ho mpianatro.»