Nefa kosa ny fitoerana avo, mbola tsy foana, ary notohizin’ny vahoaka ny fanaterana sorona aman-java-manitra teny amin’ny fitoerana avo.
Levitikosy 27:12 - Baiboly Katolika ka ny mpisorona no hanombana azy araka ny hatsarany na haratsiany, dia izay tombany ataon’ny mpisorona no ekena. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ary ny mpisorona no hanombana azy, na tsara na ratsy; koa araka izay hataon’ny mpisorona tombany no izy. DIEM PROTESTANTA Ny mpisorona no hanombana ny vidiny araka ny hatsàrany na haratsiny; dia izay tombam-bidy nataony no harahina. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny mpisorona no hanombana ny vidiny araka ny hatsàrany na haratsiny; dia izay tombam-bidy nataony no harahina. Baiboly Protestanta Malagasy ary ny mpisorona hanombana azy, na tsara, na ratsy; koa araka izay hataonao mpisorona tombany no izy. Malagasy Bible ary ny mpisorona hanombana azy, na tsara, na ratsy; koa araka izay hataonao mpisorona tombany no izy. La Bible en Malgache ary ny mpisorona no hanombana azy, na tsara na ratsy; koa araka izay hataon’ny mpisorona tombany no izy. |
Nefa kosa ny fitoerana avo, mbola tsy foana, ary notohizin’ny vahoaka ny fanaterana sorona aman-java-manitra teny amin’ny fitoerana avo.
Ary raha biby maloto tsy fanao fanatitra amin’i Iaveh kosa, dia hoentina mankeo amin’ny mpisorona,
dia hoferan’ny mpisorona izay vidiny, araka ny anombananao azy mandra-piavin’ny taona Jobily, dia haloan’izany olona izany androtr’io ihany izay voafetra ho vidiny, ho zavatra voatokana ho an’i Iaveh.