Levitikosy 23:5 - Baiboly Katolika
«Amin’ny volana voalohany, andro fahefatra ambin’ny folon’ny volana amin’ilay àty takariva iny, dia Pakan’i Iaveh.
Jereo ny toko
Ny andro fahefatra amby folo amin’ny volana voalohany, rehefa hariva milenti-masoandro, dia Paska an’ny NY TOMPO.
Jereo ny toko
«Ny volana voalohany, andro faha-14, rehefa hariva, dia fankalazana ny Paska hanajana Ahy TOMPO.
Jereo ny toko
«Ny volana voalohany, andro faha-14, rehefa hariva, dia fankalazana ny Paska hanajana Ahy TOMPO.
Jereo ny toko
Ny andro fahefatra ambin’ny folo amin’ny volana voalohany, rehefa hariva, dia Paskan’i Jehovah.
Jereo ny toko
Ny andro fahefatra ambin'ny folo amin'ny volana voalohany, rehefa hariva, dia Paskan'i Jehovah.
Jereo ny toko
Ny andro fahefatra amby folo amin’ny volana voalohany, rehefa hariva milenti-masoandro, dia Paska an’ny NY TOMPO.
Jereo ny toko