Aza mitetika ny tenanareo raha misy maty, na manao sary tombo-kavatsa amin’ny tenanareo. Izaho no Iaveh.
Levitikosy 21:11 - Baiboly Katolika Tsy hiditra am-paty izy ka tsy handoto ny tenany, na amin’ny rainy na amin’ny reniny. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary aoka tsy hiditra am-paty akory izy ka handoto ny tenany na dia amin’ny ray aman-dreniny aza. DIEM PROTESTANTA na hiditra am-paty akory; tsy tokony handoto tena izy na dia amin’ny fahafatesan’ny ray aman-dreniny aza. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara na hiditra am-paty akory; tsy tokony handoto tena izy na dia amin’ny fahafatesan’ny ray aman-dreniny aza. Baiboly Protestanta Malagasy Ary aoka tsy hiditra am-paty akory izy, ka tsy handoto ny tenany na dia amin’ny rainy amandreniny aza. Malagasy Bible Ary aoka tsy hiditra am-paty akory izy, ka tsy handoto ny tenany na dia amin'ny rainy aman-dreniny aza. La Bible en Malgache Ary aoka tsy hiditra am-paty akory izy ka handoto ny tenany na dia amin’ny ray aman-dreniny aza. |
Aza mitetika ny tenanareo raha misy maty, na manao sary tombo-kavatsa amin’ny tenanareo. Izaho no Iaveh.
Izao no lalàna: Raha misy olona maty ao amin’ny trano lay anankiray, dia haloto hafitoana avokoa ny olona rehetra miditra ao an-day, sy ny zavatra rehetra ao anatin’ny lay.
na dia ny rainy, na ny reniny, na ny rahalahiny, na ny anabaviny aza no maty, dia aoka tsy handoto tena amin’ireo izy, fa efa eo an-dohany ny fitokanany ho an’ny Andriamaniny.
«Raha misy manatona Ahy ka tsy mankahala ny rainy sy ny reniny, ary ny vadiny sy ny zanany, mbamin’ny rahalahiny sy ny anabaviny ary na dia ny ainy aza, dia tsy mety ho mpianatro.
Koa dia tsy mahalala olona araka ny nofo intsony izahay; ary na dia nahalala an’i Kristy araka ny nofo aza izahay; dia tsy araka izany intsony no ahalalanay Azy ankehitriny.
izay nilaza tamin-drainy aman-dreniny hoe: Tsy nahita azy ireo aho, izay tsy nahalala ny rahalahiny na nahafantatra na inona na inona momba ny zanany, fa nankatò ny teninao izy, ary nitana ny fanekenao.