Levitikosy 17:12 - Baiboly Katolika Izany no nilazako tamin’ny zanak’i Israely hoe: Aza misy mihinan-dra ianareo, ary ny vahiny mitoetra eo aminareo aza misy mihinan-dra. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Koa izany no nilazako tamin’ny Zanak’Israely hoe: Aza misy mihinan-dra ianareo na ny vahiny izay monina eo aminareo. DIEM PROTESTANTA Koa izany no nilazako tamin’ny Israelita hoe: ‹Aza misy mihinan-dra, na ianareo na ny vahiny valovotaka eo aminareo›. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Koa izany no nilazako tamin’ny Israelita hoe: ‹Aza misy mihinan-dra, na ianareo na ny vahiny valovotaka eo aminareo›. Baiboly Protestanta Malagasy Koa izany no nilazako tamin’ny Zanak’Isiraely hoe: Aza misy mihinan-dra, na hianareo, na ny vahiny eo aminareo. Malagasy Bible Koa izany no nilazako tamin'ny Zanak'Isiraely hoe: Aza misy mihinan-drà, na ianareo, na ny vahiny eo aminareo. La Bible en Malgache Koa izany no nilazako tamin’ny Zanak’Israely hoe: Aza misy mihinan-dra ianareo na ny vahiny izay monina eo aminareo. |
Koa lazao aminy hoe: Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Ianareo mihinan-kena miharo ra, miandrandra maso amin’ny sampinareo vetaveta, ary mandatsa-dra, ka hanana ny tany va?
satria ny ain’ny nofo dia amin’ny ra, ka ny hanolorana azy eo amin’ny ôtely hanaovana fanonerana ho an’ny ainareo, no nanomezako azy anareo, fa noho ny aina ao aminy no ahavitan’ny ra fanonerana.
Na zovy na zovy amin’ny taranak’i Israely, na amin’ny vahiny mitoetra eo afovoany, mihaza ka mahazo biby na vorona fihinana, dia hararany ny ra, sy hototofany tany,
Lalàna tsy tapaka hatrany amin’ny taranakareo izany. Na aiza na aiza honenanareo, aza mihinana sabora na ra akory.»