Levitikosy 3:17 - Baiboly Katolika17 Lalàna tsy tapaka hatrany amin’ny taranakareo izany. Na aiza na aiza honenanareo, aza mihinana sabora na ra akory.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Ho lalàna maharitra amin’ny taranakareo fara aman-dimby izany; eny amin’izay rehetra itoeranareo dia tsy hihinana jabora na ra akory ianareo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 Lalàna raikitra ho anareo izany hatrany hatrany, ary na aiza na aiza onenanareo: tsy hihinana jabora na ra akory ianareo!». Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Lalàna raikitra ho anareo izany hatrany hatrany, ary na aiza na aiza onenanareo: tsy hihinana jabora na ra akory ianareo!». Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Izao no ho lalàna mandrakizay amin’ny taranakareo hatramin’ny fara mandimby eny amin’izay rehetra itoeranareo: tsy hihinana sabora na ra akory hianareo. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Izao no ho lalàna mandrakizay amin'ny taranakareo hatramin'ny fara mandimby eny amin'izay rehetra itoeranareo: tsy hihinana sabora na rà akory ianareo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Ho lalàna maharitra amin’ny taranakareo fara aman-dimby izany; eny amin’izay rehetra itoeranareo dia tsy hihinana jabora na ra akory ianareo. Jereo ny toko |
Ireo no hoentin’i Aarôna sy ny zanany, na hiditra eo amin’ny trano lay fihaonana izy ireo, na hankeo amin’ny ôtely hanao ny Fanompoam-pivavahana eo amin’ny Fitoerana Masina. Ary amin’izany dia tsy ho voan-keloka izy ka tsy ho faty. Lalàna mandrakizay izany, ho an’i Aarôna sy ny taranany mandimby azy.»
Fa ireo Levita mpisorona, taranak’i Sadôka kosa, izay nitandrina ny fandaharana momba ny fitoerako masina tamin’ny nivilian’ny zanak’i Israely nanalavitra Ahy, dia izay ireo no hanatona Ahy hanao ny fanompoana amiko, sy hitsangana eo anatrehako, hanatitra ny sabora sy ny ra, - teny marin’ny Tompo Iaveh.