Levitikosy 13:22 - Baiboly Katolika
Raha nanitatra eo amin’ny hoditra ilay hodi-potsy dia holazain’ny mpisorona hoe maloto izy, fa fery habokana izany.
Jereo ny toko
Raha niitatra teo amin’ny hoditra izany dia hambaran’ny mpisorona fa maloto izy satria habokana izany.
Jereo ny toko
aorian’izany, raha nanitatra tokoa teo amin’ny hoditra ilay pentina, vao hambaran’ny mpisorona hoe maloto ilay olona fa habokana izany.
Jereo ny toko
aorian’izany, raha nanitatra tokoa teo amin’ny hoditra ilay pentina, vao hambaran’ny mpisorona hoe maloto ilay olona fa habokana izany.
Jereo ny toko
ary raha nanitatra mihitsy teo amin’ny hoditra izany, dia hataon’ny mpisorona hoe maloto izy: habokana izany.
Jereo ny toko
ary raha nanitra mihitsy teo amin'ny hoditra izany, dia hataon'ny mpisorona hoe maloto izy: habokana izany.
Jereo ny toko
Raha niitatra teo amin’ny hoditra izany dia hambaran’ny mpisorona fa maloto izy satria habokana izany.
Jereo ny toko