Levitikosy 11:6 - Baiboly Katolika Ohatra ny bitro, izay mandinika fa tsy misampan-tongotra, dia ho maloto aminareo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny bitro, satria mandinika ihany izy nefa tsy mba mivaky kitro; maloto aminareo izy; DIEM PROTESTANTA ny bitro, satria mandinika ihany izy nefa tsy mba mivaky kitro; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny bitro, satria mandinika ihany izy nefa tsy mba mivaky kitro; Baiboly Protestanta Malagasy ary ny rabitro, satria mandinika ihany izy, nefa tsy mba mivaky kitro; maloto aminareo izy; Malagasy Bible ary ny rabitro, satria mandinika ihany izy, nefa tsy mba mivaky kitro; maloto aminareo izy; La Bible en Malgache ny bitro, satria mandinika ihany izy nefa tsy mba mivaky kitro; maloto aminareo izy; |
Ohatra ny kisoa, izay mivaky kitro sy misampan-tongotra nefa tsy mandinika, dia ho maloto aminareo.
fa aza mihinana izay mandinika fotsiny, na izay mivaky kitro sy misampan-tongotra fotsiny, toy ny rameva sy ny bitro, fa mandinika ireo, fa tsy mivaky kitro, maloto aminareo ireny;