Toy izany koa no hihinanany izay nanaovana ny fanoneram-pahotana tamin’ny nanokanana azy sy nanamasinana azy; tsy hisy olon-kafa hihinana amin’izany, satria zava-masina izany.
Levitikosy 10:18 - Baiboly Katolika Ka indro izao fa ny ran’ny sorona tsy nentina tao anatin’ny fitoerana masina; ianareo koa, tokony ho nihinana azy, teo amin’ny toerana masina, araka ny nandidiako azy.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Indro, tsy nampidirina tao anatin’ny fitoerana masina ny rany, nefa tokony ho nohaninareo teo amin’ny fitoerana masina mihitsy izany, araka izay nandidiako. DIEM PROTESTANTA Ny ran’ilay biby natao sorona dia tsy nampidirina tao anatin’ny Toeramasina, ka tokony ho teo amin’ny faritra voatokana ho an’izany no nihinananareo ny henany, araka izay nandidiako anareo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny ran’ilay biby natao sorona dia tsy nampidirina tao anatin’ny Toeramasina, ka tokony ho teo amin’ny faritra voatokana ho an’izany no nihinananareo ny henany, araka izay nandidiako anareo. Baiboly Protestanta Malagasy Indro, ny rany tsy nampidirina tao anatin’ny fitoerana masina, koa tokony ho nihinana azy mihitsy teo amin’ny fitoerana masina hianareo, araka izay nandidiako. Malagasy Bible Indro, ny ràny tsy nampidirina tao anatin'ny fitoerana masina, koa tokony ho nihinana azy mihitsy teo amin'ny fitoerana masina ianareo, araka izay nandidiako. La Bible en Malgache Indro, tsy nampidirina tao anatin’ny fitoerana masina ny rany, nefa tokony ho nohaninareo teo amin’ny fitoerana masina mihitsy izany, araka izay nandidiako. |
Toy izany koa no hihinanany izay nanaovana ny fanoneram-pahotana tamin’ny nanokanana azy sy nanamasinana azy; tsy hisy olon-kafa hihinana amin’izany, satria zava-masina izany.
Izay mpisorona hanolotra ny sorona noho ny ota no hihinana azy, ka ho eo amin’ny toerana masina, amin’ny kianjan’ny trano lay fihaonana no hihinanana azy.