i Dabereta sy ny manodidina azy; i Jaramota sy ny manodidina azy, i En-Ganima sy ny manodidina azy: tanàna efatra.
Josoa 21:30 - Baiboly Katolika Avy amin’ny fokon’i Asera: i Masàla sy ny manodidina azy, i Abdôna sy ny manodidina azy, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ary avy tamin’ny fokon’i Asera dia i Misala sy ny tany manodidina azy, i Abdona sy ny tany manodidina azy, DIEM PROTESTANTA Avy tamin’ny fokon’i Asera dia i Misala, i Habdôna, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Avy tamin’ny fokon’i Asera dia i Misala, i Habdôna, Baiboly Protestanta Malagasy ary avy tamin’ny firenen’i Asera dia Misala sy ny tany manodidina azy ary Abdona sy ny tany manodidina azy Malagasy Bible ary avy tamin'ny firenen'i Asera dia Misala sy ny tany manodidina azy ary Abdona sy ny tany manodidina azy La Bible en Malgache ary avy tamin’ny fokon’i Asera dia i Misala sy ny tany manodidina azy, i Abdona sy ny tany manodidina azy, |
i Dabereta sy ny manodidina azy; i Jaramota sy ny manodidina azy, i En-Ganima sy ny manodidina azy: tanàna efatra.