Nefa raha tsy nanao otrika taminy izy, fa tolotr’Andriamanitra no nahavoazan’ny tanany azy dia hoferako aminao izay toerana hahazoany ialofana.
Josoa 20:1 - Baiboly Katolika Niteny tamin’i Jôsoe i Iaveh nanao hoe: «Mitenena amin’ny zanak’i Israely, ka lazao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Josoa hoe: DIEM PROTESTANTA Ary ny TOMPO dia nandidy an’i Josoa, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary ny TOMPO dia nandidy an’i Josoa, Baiboly Protestanta Malagasy ARY Jehovah niteny tamin’i Josoa ka nanao hoe: Malagasy Bible Ary Jehovah niteny tamin'i Josoa ka nanao hoe: La Bible en Malgache Ary NY TOMPO niteny tamin’i Josoa hoe: |
Nefa raha tsy nanao otrika taminy izy, fa tolotr’Andriamanitra no nahavoazan’ny tanany azy dia hoferako aminao izay toerana hahazoany ialofana.
Mitenena amin’ny zanak’i Israely ka lazao aminy hoe: Rehefa tafita an’i Jordany ka efa any amin’ny tany Kanaana ianareo,
Rehefa voaringan’i Iaveh Andriamanitrao ny firenena izay omen’i Iaveh anao ny taniny, rehefa voaroakanao izy, fa ianao no efa monina amin’ny tanànany sy ny tranony,
Ireo no lova nozarain’i Eleazara mpisorona, sy i Jôsoe zanak’i Nona, ary ny loham-pianakaviana amin’ny fokon’ny zanak’i Israely, tamin’ny filokana, tany Silô, teo anatrehan’i Iaveh, teo am-baravaran’ny trano lay fihaonana. Izany no nanaperany ny fizaràna ny tany.
Anendreo tanàna fialofana ianareo araka izay nandidiako anareo tamin’ny alalan’i Môizy,
Ary hoy i Iaveh tamin’i Jôsoe: «Jereo, efa natolotro eo an-tananao i Jerikô, mbamin’ny mpanjakany sy ny olo-maheriny.