Kanjo nasainy niakatra any ambony tafon-trano izy ireo, dia nafeniny tao ambony tafon-trano.
Josoa 2:8 - Baiboly Katolika Talohan’ny handrian’ireto mpisafo tany, dia niakatra tao aminy tao ambony tafon-trano i Rahaba, ka nanao taminy hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Raha mbola tsy natory izy roa lahy dia niakatra nankao aminy tao an-tampon-trano Ravehivavy DIEM PROTESTANTA Fa talohan’ny hatorian’ny mpitsikilo no niakatra nankao aminy tao an-tampon-trano i Rahaba Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa talohan’ny hatorian’ny mpitsikilo no niakatra nankao aminy tao an-tampon-trano i Rahaba Baiboly Protestanta Malagasy Ary raha mbola tsy natory izy roa lahy, dia niakatra nankao aminy tao an-tampon-trano ravehivavy Malagasy Bible Ary raha mbola tsy natory izy roa lahy, dia niakatra nankao aminy tao an-tampontrano ravehivavy La Bible en Malgache Raha mbola tsy natory izy roa lahy dia niakatra nankao aminy tao an-tampon-trano Ravehivavy |
Kanjo nasainy niakatra any ambony tafon-trano izy ireo, dia nafeniny tao ambony tafon-trano.
Nanenjika azy ireo olona nihazo ny lalana mankany amin’ny fitàna an’i Jordany, ary vao tafavoaka ireny mpanenjika ireny dia nohidiana ny vavahady.
«Fantatro fa efa nomen’i Iaveh anareo ity tany ity, satria izahay efa raiki-tahotra ny anaranareo; ny mponina rehetra amin’ity tany ity efa ketraka eo anoloanareo.
Feno lehilahy sy vehivavy ny trano, tao avokoa ireo filohan’ny Filistinina; tany ambonin’ny tafo koa nisy olona sahabo ho telo arivo, na lahy na vavy, izay nijery an’i Samsôna nandihy.