Tsy nihaino azy anefa i Amasiasa, ka dia niakatra i Jôasa mpanjakan’i Israely, ary nifankahita nifanatrika tao Bethsamesa izay an’i Jodà izy sy i Amasiasa mpanjakan’i Jodà.
Josoa 19:38 - Baiboly Katolika i Jerôna, i Magdalela, i Hôrema, Bet-Anata, ary Bety-Samesy; tanàna 19 sy ny zana-bohiny. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Irona, i Migdala-Ela, i Horema, i Bety-Anata ary i Bety-Semesy: Tanàna sivy amby folo mbamin’ny vohitra miankina aminy. DIEM PROTESTANTA i Jirôna, i Migdaliela, i Hôrema, i Bety-Hanata ary i Bety-Semesa; izany hoe tanàn-dehibe 19 samy miampy ny tanàna kely miankina aminy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Jirôna, i Migdaliela, i Hôrema, i Bety-Hanata ary i Bety-Semesa; izany hoe tanàn-dehibe 19 samy miampy ny tanàna kely miankina aminy. Baiboly Protestanta Malagasy sy Irona sy Migdal-ela sy Horema sy Bet-anata ary Beti-semesy: tanàna sivy ambin’ny folo sy ny zana-bohiny. Malagasy Bible sy Irona sy Migda ela sy Horema sy Bet-anata ary Beti-semesy: tanàna sivy ambin'ny folo sy ny zana-bohiny. La Bible en Malgache Irona, i Migdala-Ela, i Horema, i Bety-Anata ary i Bety-Semesy: Tanàna sivy amby folo mbamin’ny vohitra miankina aminy. |
Tsy nihaino azy anefa i Amasiasa, ka dia niakatra i Jôasa mpanjakan’i Israely, ary nifankahita nifanatrika tao Bethsamesa izay an’i Jodà izy sy i Amasiasa mpanjakan’i Jodà.
Avy eo Baala ny faritry ny tany dia niolaka miankandrefana mankany amin’ny tendrombohitra Jarima, dia i Keslôna izany, nidina mankany Bety-Samesa nihazo an’i Tamà.
Ary ny faritry ny taniny dia nikasika ny tany Tabôra sy Sedesema ary Bety-Samesy, ka tafapaka hatrany Jordany, tanàna 16 sy ny zana-bohiny.
Izany no lovan’ny fokon-taranak’i Neftalì, araka ny fianakaviany, ny tanàna sy ny zana-bohiny.
I Neftalì tsy nandroaka ny mponina tao Bety-Samesy na ny mponina tao Bety-Anata, ka nonina teo amin’ny Kananeanina tompon-tany izy, nefa nandoa hetra tamin’ny mponina tao Bety-Samesy sy Bety-Anata.