Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Josoa 19:39 - Baiboly Katolika

39 Izany no lovan’ny fokon-taranak’i Neftalì, araka ny fianakaviany, ny tanàna sy ny zana-bohiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

39 Ireo no lovan’ny fokon’i Naftaly araka ny fianakaviana, dia ireo tanàna ireo mbamin’ny vohitra miankina aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

39 Ireo tanàn-dehibe ireo miampy ny tanàna kely miankina aminy no zaratany nolovan’ny foko taranak’i Naftalỳ ho an’ireo tarika ao anatiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

39 Ireo tanàn-dehibe ireo miampy ny tanàna kely miankina aminy no zaratany nolovan’ny foko taranak’i Naftalỳ ho an’ireo tarika ao anatiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

39 Izany no lovan’ny firenena taranak’i Naftaly araka ny fokony, dia ireo tanàna ireo sy ny zana-bohiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

39 Izany no lovan'ny firenena taranak'i Naftaly araka ny fokony, dia ireo tanàna ireo sy ny zana-bohiny.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

39 Ireo no lovan’ny fokon’i Naftaly araka ny fianakaviana, dia ireo tanàna ireo mbamin’ny vohitra miankina aminy.

Jereo ny toko dika mitovy




Josoa 19:39
4 Rohy Ifampitohizana  

Dia nohenoin’i Ben-Hadada i Asà mpanjaka, ka nirahiny ny filohan’ny tafiny hamely ny tanànan’i Israely, ka noreseny avokoa i Ahiôna, i Dana, i Abela-Bety-Maakà, mbamin’ny Kenerôta rehetra sy ny tanin’i Neftalì rehetra.


Manolotra ny sisin-tanin’i Asera, hatramin’ny faritra atsinanana ka hatramin’ny faritra andrefana: anjara iray ho an’i Neftalì.


i Jerôna, i Magdalela, i Hôrema, Bet-Anata, ary Bety-Samesy; tanàna 19 sy ny zana-bohiny.


Ny fokon-taranak’i Dana, araka ny fianakaviany, no nahazo ny anjara fahafito tamin’ny loka.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra