Dia nifoha maraina koa i Abrahama, ka naka mofo sy rano eran’ny siny hoditra anankiray; nomeny an’i Agara sy nataony teo an-tsorony ireo ary ny zaza koa, dia nalefany izy. Nandeha ravehivavy ka nirenireny tany an’efitr’i Bersabea tany.
Josoa 19:2 - Baiboly Katolika Ary izao no tao amin’ny lovany: i Bersabe, i Sabea, i Môladà, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary izao no azony ho lovany: i Bery-Sheba na i Seba, i Molada, DIEM PROTESTANTA Anisan’izany i Beera-Seba, i Seba, i Môladà, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Anisan’izany i Beera-Seba, i Seba, i Môladà, Baiboly Protestanta Malagasy Ary izao no azony ho lovany: Beri-sheba, na Seba, sy Molada Malagasy Bible Ary izao no azony ho lovany: Beri-sheba, na Seba, sy Molada La Bible en Malgache Ary izao no azony ho lovany: i Bery-Sheba na i Seba, i Molada, |
Dia nifoha maraina koa i Abrahama, ka naka mofo sy rano eran’ny siny hoditra anankiray; nomeny an’i Agara sy nataony teo an-tsorony ireo ary ny zaza koa, dia nalefany izy. Nandeha ravehivavy ka nirenireny tany an’efitr’i Bersabea tany.
Izany no nanaovana io toerana io hoe Bersabea, satria teo izy roa lahy no samy nianiana.
I Simeôna no nahazo ny anjara faharoa tamin’ny loka, dia ny fokon-taranak’i Simeôna, araka ny fianakaviany: ny lovany dia tao afovoan’ny lovan’ny taranak’i Jodà.