dia natsangany ho mpanjaka amin’i Galaada, amin’ny Asorita, amin’i Zesraela, amin’i Efraima, amin’i Benjamina ary amin’i Israely rehetra.
Josoa 18:20 - Baiboly Katolika Ary ny farany atsinanana dia i Jordany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary i Jordana no mamaritra ny sisintaniny atsinanana. Ireo no lovan’ny taranak’i Benjamina sy ny sisintany manodidina azy, araka ny fokony. DIEM PROTESTANTA I Jôrdàna kosa no sisin-tany, lafy atsinanana. Izany no zaratany nolovan’ny Benjaminita ho an’ireo tarika ao anatiny, araka ny sisin-tany manodidina azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Jôrdàna kosa no sisin-tany, lafy atsinanana. Izany no zaratany nolovan’ny Benjaminita ho an’ireo tarika ao anatiny, araka ny sisin-tany manodidina azy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Jordana no fari-taniny atsinanana. Izany no lovan’ny taranak’i Benjamina amin’ny fari-taniny manodidina araka ny fokony. Malagasy Bible Ary Jordana no fari-taniny atsinanana. Izany no lovan'ny taranak'i Benjamina amin'ny fari-taniny manodidina araka ny fokony. La Bible en Malgache Ary i Jordana no mamaritra ny sisintaniny atsinanana. Ireo no lovan’ny taranak’i Benjamina sy ny sisintany manodidina azy, araka ny fokony. |
dia natsangany ho mpanjaka amin’i Galaada, amin’ny Asorita, amin’i Zesraela, amin’i Efraima, amin’i Benjamina ary amin’i Israely rehetra.
nihazo tamin’ny kisolosolo avaratr’i Bety-Haglà ny faritry ny tany, ary nipaka tamin’ny farany avaratra amin’ny Ranomasin-tSira ny faritry ny tany eo amin’ny vava ranon’i Jordany ao atsimo: izany no farany atsimo.
Izany no lovan’ny taranak’i Benjamina amin’ny faritra manodidina azy manontolo, araka ny fianakaviany.