Ary ny Ranomasin-tSira hatramin’ny vavaranon’i Jordany no faritry ny tany atsinanana. Ny faritry ny tany avaratra dia hatreo amin’ny helo-dRanomasin-tSira, amin’ny vavaranon’i Jordany,
Josoa 15:6 - Baiboly Katolika ka niakatra hatrany Bety-Aglà ny faritry ny tany, dia nihazo any avaratr’i Bety-Arabà, ary niakatra hatramin’ny vaton’i Bôena, zana-dRobena, ny faritry ny tany; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 niakatra hatrany Bety-Hogla, nandroso any avaratr’i Bety-Araba, niakatra hatramin’ny vaton’i Bohana, zanak’i Robena, DIEM PROTESTANTA ka niakatra hatrany Bety-Hôgla, mandalo eo avaratr’i Bety-Haraba, ary miakatra hatrany amin’ilay Vato atao hoe Vaton’i Bôhana (i Bôhana dia zanakalahin’i Reobena); Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ka niakatra hatrany Bety-Hôgla, mandalo eo avaratr’i Bety-Haraba, ary miakatra hatrany amin’ilay Vato atao hoe Vaton’i Bôhana (i Bôhana dia zanakalahin’i Reobena); Baiboly Protestanta Malagasy dia niakatra hatrany Beti-hogla ka nandroso any avaratr’i Bet-araba, dia niakatra hatramin’ny vaton’i Bohana, zanak’i Robena, Malagasy Bible dia niakatra hatrany Beti-hogla ka nandroso any avaratr'i Bet-araba, dia niakatra hatramin'ny vaton'i Bohana, zanak'i Robena, La Bible en Malgache niakatra hatrany Bety-Hogla, nandroso any avaratr’i Bety-Araba, niakatra hatramin’ny vaton’i Bohana, zanak’i Robena, |
Ary ny Ranomasin-tSira hatramin’ny vavaranon’i Jordany no faritry ny tany atsinanana. Ny faritry ny tany avaratra dia hatreo amin’ny helo-dRanomasin-tSira, amin’ny vavaranon’i Jordany,
niakatra any Debera, nony mby eo amin’ny lohasaha Akora ny faritry ny tany dia nihodina mianavaratra mankany Galgalà, izay manandrify ny fiakaran’i Adomima, atsimon’ny ranon-driaka, ary ny faritry ny tany nihazo tao akaikin’ny ranon’i En-Semesa, ka nihatra hatrany En-Rôgela.
nandroso any avaratra ary nipaka tamin’i En-Semesa, nipaka tamin’i Gelilôta izay eo an-tandrifin’ny fiakaran’i Adomima, ary nidina mankamin’ny vaton’i Bôena zana-dRobena,