Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Joela 4:19 - Baiboly Katolika

I Ejipta kosa, hanjary tany lao, i Edôma ho efitra faharavana, noho ny fahasahiana namelezany ny taranak’i Jodà, fa nandatsaka ny ra tsy manan-tsiny teo amin’ny taniny izy ireo.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ho tonga tany lao kosa i Ejipta ary ho tany efitra foana i Edoma noho ny fampahoriana ny taranak’i Joda, dia ny nandatsahany ny ran’ny tsy manan-tsiny teo amin’ny taniny.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Ho tonga tany lao i Ejipta ary ho taniefitra foana i Edôma noho ny herisetra nataony tamin’ny taranak’i Joda, dia ny nandatsahany ran’ny tsy manan-tsiny teo amin’izany tany izany.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ho tonga tany lao i Ejipta ary ho taniefitra foana i Edôma noho ny herisetra nataony tamin’ny taranak’i Joda, dia ny nandatsahany ran’ny tsy manan-tsiny teo amin’izany tany izany.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Egypta kosa ho tonga tany lao, Ary Edoma ho efitra foana, Noho ny fampahoriana ny taranak’i Joda, Dia ny nandatsahany ra marina teo amin’ny taniny.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ho tonga tany lao kosa i Ejipta ary ho tany efitra foana i Edoma noho ny fampahoriana ny taranak’i Joda, dia ny nandatsahany ny ran’ny tsy manan-tsiny teo amin’ny taniny.

Jereo ny toko



Joela 4:19
0 Rohy Ifampitohizana